Ry Malagasy mpiray Tanindrazana :
|
|
Amin-kafaliana feno fanajàna no hisaorako antsika rehetra mitsidika ity tranonkala ity.
Ny zavatra rehetra voasoratra ato, dia mitady fihavanana, mitory fampahafantarana mba hisokafan’ny masoandro maraina amin’ity Madagasikara malalantsika ity. Enga anie ka hampifoha antsika amin’ny lafiny rehetra ny fifandraisantsika eto.
Misaotra tompoko !
Maître Avoko R.
|
|
 |
| "... Ry Malagasy, SAHIA MIJORO... " |
|
Demokrasia ? Ao anatin’ny demokrasia ny fahefana dia an’ny vahoaka fa tsy an’Andriamanitra, ny fahefana dia avy amin’ny vahoaka fa tsy avy amin’ny Andriamanitra noho izany, [...]

Fitondrana repoblikana ! Isika malagasy dia Jiosy ara-pihaviana tahaka ny Isiraely any Palestinina. Ny demôkrasia sy ny rafi-pitondrana repoblikana dia mitaky ny fisarahan’ny fivavahana amin’ny pôlitika kanefa raha ny rafitra, [...]

Olana eto amin’ny firenena Malagasy Raha izay hita rehetra izay tokoa ny fikasan’Andriamanitra eto Madagasikara, ary raha toa ka vahoaka voatokana hanompo an’Andriamanitra isika Malagasy amin’ny maha-jiosy antsika dia, [...]

Lasa nankaiza ny firenena ankehitriny ? Ry vahoaka Malagasy araka ny kolontsaina tandrefana izay efa manjaka eran’izao tontolo izao ary eto amintsika ihany koa dia sarahin’ny mpandinika sy manam-pahaizana amin’ny fandalinana ara-panahy, [...]

Saha Edena tokoa ve i Madagasikara ? Hinoana ankehitriny fa ny tantaran’ny tanintsika ity dia tafiditra manokana tamin’ny drafitr’Andriamanitra foana hatramin’ny voalohany. Misy antony manokana mihintsy eo anatrehan’Andriamanitra ny tanintsika satria, [...]

Ho aiza marina isika ? Izany ry vahoaka Malagasy ny tantaran’ity taninao ity sy ny tantaranao ary ny maha-izy anao ary ny toeranao eo anatrehan’Andriamanitra sy izao tontolo izao ity. Ary Andriamanitra dia tena sarotiny ary tena sarom-piaro tamin’ny, [...]
Mahatsara antsika tokoa vé ? Ampahatsiahivina marina amintsika fa ny tantaran’io kolontsaina Demôkrasia izay nivelatra tany amin’ny firenena tandrefana io dia fantatra sy azo hamarinina fa ireo manam-pahaizana maro tamin’ny taon-jato faha valo ambinifolo antsoina koa hoe,[...]

Tsy hampilamina antsika? Ny rafim-pitondrana natao ho antsika Jiosy Malagasy dia ny Théocratie mitovitovy amin’ireo havantsika jiosy any Isiraely ireo. Ny azy dia tsy manana filoha izy satria Andriamanitra no mpanjakany fa tonga dia mpiraiminisitra no mpitondra,[...]

Miaraka manatratra tanjona Ankehitriny izany dia fanekena sy contrat mihintsy no tokony hataontsika amin’Andriamanitra eo antrehan’ny firenena rehetra: dia ny hiverina aminy ka hamongotra ireo herin’ny ratsy sy ny fomban’ ny jentilisa izay nampanotany antsika ka,[...]

Repoblikana sy ny demokrasia ! Mila ravana ny rafitra repoblikana sy ny demokrasia sy ny fanompontsampy samihafa ary ny herin’ny vondrona miafina rehetra toy ny francmaconnerie ka haverintsika tanteraka amin ‘Andriamanitra ny fitantanana ny fiainantsika vao ity Madagasikara ity no, [...]
|
|
 |
|
Masoandro maraina manala KRIZY
|
|
Tsy maintsy hijoro ny Kung Fu manerana ny Nosy handray ny andraikiny hamonjy ny vahoaka sy ny firenena ka izany no nanomezana toromarika ireo Maitre rehetra tonga teto Antananarivo mba hiatrika avy hatrany ny fiposahany MASOANDRO MARAINA izay ho avy tsy ho ela. Maître Avoko R.
|
"DEMONSTRATION DE FORCE"
|
Dans le cadre du mouvement, « Masoandro maraina», qui consiste à sensibiliser les malgaches pour revenir sur le chemin de la vérité et de remettre le sort de la Nation entre les mains de Dieu,
Maître Avoko Rakotoarijaona a organisé une rencontre avec la population tananarivienne le 18 Mars 2012, [...]
|
"FILS DE GRAND MAITRE"
|
« Masoandro maraina », à la fois un slogan et une idéologie prônée par Maitre Avoko.
Le nom Maitre Avoko vous parait probablement familier. Pourtant bon nombre de malgaches l’ignorent encore. Fils de l’illustre Grand maître Pierre Mizaël Rakotoarijaona, dit « Grand maître Pierre Be », le créateur du club Kung Fu Wisa, Me Avoko Rakotoarijaona succéda son père en héritant de sa « sagesse » pour mener et diriger le dit club et l’ANAWI.
C’est par rapport à la crise qui sévit depuis 2009, que Me Avoko a décidé de réveiller le peuple malagasy à travers le mouvement « Masoandro maraina »,[...]
|
|
|
|
|